iza aminareo no mahalala fa
nandoro ilay fitiavana
ao anaty ao
tsy hay ho vonoina
nafy ome raha sanatria ka tsy eo
anisa ilay ototiana na dia i minitra menja
tena mafy anie ambarako anao izany
na ny nomar na aza
tsy unareoy azy mihintsy
tsy hay ho vonoina mihintsy
nandrakizay doria